|
|
|
|

Teny iditra 1  fahafoizana
Fototeny  2 foy
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  ary ny fahaizana ny dihy sy ny tsy fahafoizana ny tompony, no nanirian' Andrianampoinimerina [2.48#568]
7  Eny, ho hitan'ny maro amin'izao fahafoizana ataonareo izao fa olona voazaha toetra tokoa hianareo, ka hankalaza an'Andriamanitra izy noho ny fanoavanareo manaraka ny Evanjelin'ny Kristy, sy noho ny hatsoram-ponareo mampiombona azy sy ny olona rehetra aza amin'ny soanareo. [2.996]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe fahafoizana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19