|
|
|
|

Teny iditra1  fahagagana
Fototeny  2  gaga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavatra mahavariana ny saina, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsarany na ny habeny: Ny fanasitranana tampoka dia anisan' ny fahagagana sarotra hazavaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  wonder, astonishment, amazement; a wonder, a miracle. [1.2]
6  a wonder, a miracle; astonishment [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  miracle, prodige; étonnement [1.8]
Ohatra  8  Azoko lazaina hoe fahagagana. [2.4#]
9  fahagagana tany Ampanarivoana! [2.270#]
10  Na izany aza tsy toerana fanaovana fahagagana akory ny Fiangonana, tsy antokon' olona tsy mahita afa-tsy ny tenany. [1.369#]
Tovy hevitra  11  hagagana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny fahagagana io
Lahatsoratra  13  Randzavola: fahagagana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20