|
|
|
|

Teny iditra 1  fahamaizana
Fototeny  2 may
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny anglisy  6 burning: hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah (bewail the burning which the Lord hath kindled) [2.996.en#3.10.6]
Ohatra  7  Tsaboy toy ny mikarakara ratra na fahamaizana mahery vaika (p. [2.424#]
8  inona no anton' izao fahamaizana loatra hanolotra ireo velaran-tany ahitana fihandronam-by any Soalala izao? [4.27#]
9  fa aoka ny rahalahinareo, dia ny taranak' Isiraely rehetra, no hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19