|
|
|
|

Teny iditra1  fahamaizinana (maizina)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  darkness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4  l'obscurité [1.3]
5  obscurité, ténèbres [1.8]
Ohatra  6  Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [2.324]
7  Tsy tonga tao an-tsainy akory ny hiampanga ahy, na hieritreritra ny fahamaizinana niseho tampoka, fa dia i Doda no diso. [2.4#]
Tovy hevitra  8  hamaizinana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20