Teny iditra | 1 fahamaizinan-kevitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] tsy fahitana mazava izay tena tiana hambara amin'ny hevitra iray izay aroso |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] confusion, obscurité, ambiguïté |
Voambolana |
5 Ontam-po |
Singan-teny | 6 fahamaizinana, hevitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |