Teny iditra | fahamalina (malina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny fahamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy [1.1] | |
Tovy hevitra | hamalina | |
Fivaditsoratra | fahamalina, filamahana, mifañahala |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |