Teny iditra fahamboniana (ambony)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Greatness, superiority [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grandeur, supériorité [1.8]
Ohatra 
1anarana nitondra fiderana sy voninahitra ary milaza tombon-toetra sy fahamboniana kosa. [2.588]
2Ny fahoriana akory tsy hoe ambany ianao satria tsy manana fahefana fa famotehana ilay fahamboniana tena maha olombelona anao. [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20