|
|
|
|

Teny iditra1  faharisihana
Fototeny  2  risika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray
5  [2.472#]
Ohatra  6  Tsy nanana faharisihana velively izy. [2.472#]
7  Eto koa ny fianakaviana dia ohatra ny nahazo fivelomana nefa very faharisihana. [1.369#]
Tovy hevitra  8  harisihana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11