|
|
|
|

Teny iditra1  fahatanjahana
Fototeny  2  tanjaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny fahatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1]
Tovy hevitra  5  hatanjahana
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny fahatanjahana io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31