|
|
|
|

Teny iditra 1  fahaterena
Fototeny  2 tery
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny anglisy  6 anguish, strait, straitness, necessities [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  7 angoisse, détresse [2.996]
Ohatra  8  Nisy tamin' ireny ny fitafiana hisoloana sy ny akanjo mivalona, izay navoaka nampiasaina rahefa tonga ny fahaterena. [2.472#115]
9  Fahoriana sy fahaterena no nahazo ahy; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19