|
|
|
|

Teny iditra1  fahatoranana
Fototeny  2  torana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  fahasaforana, tsy fahatsiarovan-tena vetivety [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  évanouissement, perte de connaissance [1.13]
Ohatra  6  Rahefa afaka amin' ny fahatoranana vaovao andray, dia miverina ny karavasy. [2.472#]
7  Ny tsindrona mbola reko manaintaina ihany, ny lohako voakapoka mbola manao ny ataony, ny vokatry ny fahatoranana sy ny tsy fatoriana, nitambatra daholo izany rehetra izany. [2.4#]

Fivaditsoratra  8  fahatanorana, fahatoranana, fanatorahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08