Teny iditra | fahatsiahivana (tsiahy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahatsiarovana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le souvenir, la mémoire, la cause [1.3] | |
Ohatra | Misy tantara iray momba ny nendra nandona ahy mafy tamin' izany, ary na mandrakizao aza dia mbola mampihoron-koditra ahy ihany ny fahatsiahivana azy?
[2.472] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |