|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fahenina (enina)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  The sixth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  Sixème [1.3]
Ohatra  6  Izaho no fahenina ary i Doda no farany. [2.4]
7  Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana. [2.643]
8  Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany. [2.298#]
Tsipelina hafa  9  fahaenina
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny fahenina io

Teny iditra (2/2)12  fahenina (enina)
Sokajin-teny  13  anarana
Voambolana  14  Toerana
Fanazavàna teny frantsay  15  Six brasses [1.3]

Fivaditsoratra  16  fahenina, fihenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26