|
|
|
|

Teny iditra1  fahizay
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Taloha, fahiny, hatrany hatrany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] At that time.
5  [1.7] in former times; in those times
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#136] dans ce temps-là, à cette époque, depuis longtemps
Ohatra  7  [2.113#] Hazo lava na volo no nilanjaraa ny entana fahizay.
8  [2.445#] Nahavita zava-mampitolagaga tokoa ny sinoa fahizay.
Voambolana  9  Fotoana
Singan-teny  10  faha~, izay
Tovy hevitra  11  fahizany, fehizay
Kamban-teny 
Lohateny  13  Antananarivo fahizay : fomba na toetra amam-panaon' ireo olona tety tamin' izany (Rainitovo)

Fivaditsoratra  14  fahizay, hifiaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11