|
|
|
|

Teny iditra 1  fakafakaina
Fototeny  2 fakafaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Dinihina, fotorana tsara: Tokony hofakafakaina tsara itỳ raharaha itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be examined closely [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on examine, qu'on analyse [1.8]
Ohatra  10  Aoka hofakafakaintsika izany raharaha izany (Examinons à fond cette affaire) [1.3]
Tovy hevitra  11 fakaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22