Teny iditra | 1 faladia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ny fanambanin' ny tongotra izay mandia tany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the sole of the foot. Compare felatanana 5 [1.7] the sole of the foot or of a shoe |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] semelle du pied ou d'un soulier |
Ohatra |
7 Tsy niresaka izy roa lahy teny an-dalana, ary nanao kiraro faladia fingotra, ka izany no tsy naharenesako azy. [2.4] |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny faladia io |
Fivaditsoratra | 19 ala fady, faladia, fiadala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |