|
|
|
|

Teny iditra 1  falifalina
Fototeny  2 falifaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga falifaly: Falifalina amin' ny fanomezana kilalao betsaka ny zaza vao avy natao hasoaoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be pacified, to be appeased. [1.2]
Tovy hevitra  10 falina

Fivaditsoratra  falifalina, 11 fililafana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22