Teny iditra | famadika (vadika) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamadika Azo avadika: Ny sakaiza tiana tsy mba famadika [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Les morts qu’on peut transporter, manière de le faire Ce qu’on peut retourner [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |