Teny iditra (1/2) | 1 famaky |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mamaky Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] ce qu'on peut fendre, manière de fendre |
Fototeny | 5 vaky |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 8 famaky |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] An axe, a hatchet. 12 [1.7] an ax, a cleaver |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3#802, 1.8] hache |
Ohatra |
14 [1.437#] Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. 15 [2.332#] Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. |
Voambolana |
16 Fitaovam-piasana |
Fototeny | 17 vaky |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny famaky io |
Lahatsoratra |
28 Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 29 faikam, fakaim, famaky, ifakam, mifaka, mifakà, mikafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |