Teny iditra famalanana (valana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay hivalanana, fampivalanana [1.1]
 Fanadiovan-kibo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Purgatif [1.13]
Voambolana 

Teny iditra famalanana (valana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandefasana hanaraka ny rano
Fandroahana, fampihatahana lavitra
Fanasiana fandairandoko amin' ny lamba
Fandisoana feon-kira [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16