Teny iditra famantanana (vantana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehanana mahitsy mankany... fanitsiana, fahatongavana tsy mivilivily, fandehanana tsy misy mitana
Toerana faleha avy hatrany: Atỳ aminay no famantanan'i dadatoa isaky ny miakatra [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20