|
|
|
|

Teny iditra1  famantarana amin' ny alalan' ny hoditra
Singan-teny  2  famantarana, alalana, hoditra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  5  kiaka atao amin'ny hoditra izay asiana tioberkiliona mba hahalalana ny fisian'ny raboka na tsia [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  cuti-réaction [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01