Teny iditra famarana (fatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana entina mamantatra ny fatran' ny zavatra iray: Maro ny famaran' ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Rel. s. from mamatra (fatra).] A measure for liquids, or such things as rice, sand, etc. [1.2]
 A measure of capacity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mesure de capacité [1.8]
Ohatra 
1Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan' ny vola. [2.113]
2ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin' ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin' izany. [2.366]
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Teny iditra famarana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Fanozonana [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20