| Teny iditra | 1 famavany |
| Fototeny | 2 vany |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny tonon' ny taolana na zavamaniry
[1.1] 5 Faritra ihaonan' ny taolana anankiroa eo amin' ny tena [2.285] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A joint, the articulation of the limbs.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Les articulations, les joints, les noeuds des tiges
[1.3#141] |
| Ohatra |
8 Izy no itomboan' ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin' ny famavany sy ny hozatra, araka ny fampitomboan' Andriamanitra.
[2.996#]
|
| Voambolana | 9 Haiaina 10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how famavany |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|