|
|
|
|

Teny iditra1  fambata
Fototeny  2  bata
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mambata, manainga na mitondra zava-mavesatra: Toy izao no fambata io vata io
Azo bataina: Tsy fambata ny zavatra toy io
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#76] Ce qui doit être soulevé, manière de porter

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11