Teny iditra | 1 fambeda |
Fototeny | 2 beda |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mambeda, izany hoe misambotra zavatra na olona ka mamihina azy ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka Azo bedaina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#78] Qui doit être saisi. Manière de saisir |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |