Teny iditra | 1 fambedana |
Fototeny | 2 beda |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fisamborana zavatra na olona izay fihinina ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] L’action de saisir, le motif |
Tovy hevitra | 6 fanabedana, fibedana |
Fivaditsoratra | 7 fambedana, fanademba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |