|
|
|
|

Teny iditra1  famelabelarana
Fototeny  2  velabelatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  fizarana lehibe indrindra ao anaty famakafakana lohahevitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  développement [1.13]
Ohatra  6  Tsy nanao famelabelarana antsipiriany isika [2.245#176]
7  Manaraka ny fanolorana dia mandeha ny famelabelarana sy ny fanazavana ilay lohahevitra [2.606#121]
8  Ataoko fa azonareo ny famelabelarana ny toe-draharaha any Antananarivo, nataoko tamim-pahiratan-tsaina tokoa [2.270#44]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20