Teny iditra | famelapelatra (pelapelatra (pelatra)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamelapelatra, manisy tehamaina [1.1] | |
Teny iditra | famelapelatra (pelapelatra (pelatra)) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mendrika na tokony hasiana tehamaina [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |