Teny iditra | famerenana ombieny ombieny | |
Singan-teny | famerenana ; ombieny ombieny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampahatsiahivana fohy amin'izay lesona efa hita teo aloha mba hahafahana mandroso bébé kokoa [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rappels fréquents [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |