Teny iditra fametsivetsena (vetsivetsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ody manome fahaiza-miteny na mihira mba hanangolingolena olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Rel. s. from mametsivetsy (vetsivetsy).] A charm used to render a person a good speaker in public assemblies. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina, Sakalava] (de vetsivetsy : localité, facilité d'élocution). Talisman censé donner l'éloquence, qualité estimée d'une grande importance dans une civilisation essentiellement verbale. Préparation qu'on fait absorber à celui qui va prononcer un discours, au candidat à un examen, etc. [1.196]
Ohatra ... ny fomban'ny fisotroana fametsivetsena sy ny tetika fito sy ny famohazana sy ny fanokoana... [2.296]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31