|
|
|
|

Teny iditra1  famezatra
Fototeny  2  vezatra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina mamezatra, manokatra zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany
5  Azo vezarina na vezatina [1.1]

Fivaditsoratra  6  famezatra, mazefatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14