Teny iditra | famitsahana (fitsaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika amin' ny toerana iray; fierena tsy mihetsika amin' ny toerana iray; fipetrahana amin' izao, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action d'aplatir, de tasser, l’instrument, le lieu [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |
![]() |