|
|
|
|

Teny iditra 1  famoaboasana
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  5 fanazavan-kevitra aorinan' ny fandinihana sy famakafakana natao: Hahaliana ny nanaovany famoaboasana momba ny fihavanana [1.62#280]
Ohatra  6  Marobe ny famoaboasana efa vita tao anatin'ilay boky. [2.356#42]
7  Hadihadio avy amin' ny famoaboasana ity lahatsoratra iry izay mety ho endriky ny fiarahamonina vokatry ny fisian' ny saranga. [2.285#288]
8  Ho velabelarina mandritra ny fiofanana ny fanoratana misy famoaboasana, ny tantaran’ny famoaboasana, ny mampiavaka ny fanoratana misy famoaboasana... [4.56:2017/04/25]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19