|
|
|
|

Teny iditra1  famoriana
Fototeny  2  vory
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fiantsoana ho tonga miaraka amin' ny toerana iray; fanaikana, fanaingana: Famorian' ny ben' ny tanàna ny fokonolona ny alarobia
5  Fanangonana: Raharahany famoriana tain' omby ho an' ny mpamboly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  the act of gathering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  action de réunir [1.8]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny famoriana io

Fivaditsoratra  9  famoirana, famoriana, maforaiña

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20