|
|
|
|

Teny iditra 1  famoronana
Fototeny  2 forona
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanao: Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny vanja [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 La création, l’invention, la production, la formation, la fondation, la fabrication, la construction, l'action de se procurer, le lieu, le temps, les instruments, la matière. [1.3#188]
Ohatra  8  Fa efa tapitra ny andron' ny famoronana. [2.5#36]
9  Ny halehiben’ireo fihondronam-by an-kibon’ny tany ireo (tahiry, fampiasam-bola ilaina, famoronana asa, sns. [4.27]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe famoronana
Lahatsoratra  11 Randzavola: famoronana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  famoronana, 12 fanamorano, 13 fanamorona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19