Teny iditra | 1 famoterana |
Fototeny | 2 fotitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fametrahana zavatra mifamotitra, izany hoe mifamadika, ka ny tokony ho ambony hatao ambany, ny an-doha hatao an-tongotra Filazana olom-pady ho heny Fampifamadihana |
Fivaditsoratra | 5 afotramena, anamofetra, famoretana, famoterana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |