|
|
|
|

Teny iditra1  famotopotorana
Fototeny  2  fotopototra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanadihadiana, famakafakana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.4] information
6  [1.13] enquête, sondage
Ohatra  7  sady nitombo be ihany ny famotopotorana nataony tamin' ny nitsarana ny vahoaka. [1.38]
8  Miankina amin’ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan’ny famotopotorana sy fanadihadiana atao; [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07