Teny iditra | fampana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Tevana [1.78] | ||
Tevana, hady. [1.1] | |||
[Sihanaka] Hantsana [1.78] | |||
Tevana vokatry ny ranondalo sy ny fikoan-tany eny amin'ny tehezantendrombohitra [1.13] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A precipice, an abyss. See hady, tevana. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Ravin, précipice [1.13] | ||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | fampana~ | ||
Sokajin-teny | tovona | ||
Fivaditsoratra | fampana, mpanafa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27 |
![]() |