|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fampana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] tevana
4  [1.1] Tevana, hady.
5  [1.78] [Sihanaka] hantsana
6  [1.13] tevana vokatry ny ranondalo sy ny fikoan-tany eny amin'ny tehezantendrombohitra
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] a precipice, an abyss. See hady, tevana.
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] ravin, précipice
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  fampana~
Sokajin-teny  14  tovona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  15  fampana, fampana~, mpanafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08