Teny iditra fampandehanana (leha)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Ny lalàna no mandamina ny fombafomba fampandehanana io rafitra io. [1.320]
2Ny Governemanta no mikarakara ny fampandehanana ny raharaha fanao andavanandro. [2.114]
3dia ahitana ny fepetra mikasika ny fandaminana, ny fampandehanana sy ny andraikitry ny Fokontany sy ny Fokonolona. [4.27]
4Ny fitaterana, ny fambolena, ny fiompiana, ny indostria ary ny sisa hafa dia mila angovo ho fampandehanana azy ireny. [2.445]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20