Teny iditra | 1 fampiatoana |
Fototeny | 2 ato |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Efa nahita fampiatoana ny asa mihitsy aza izy ho fiarovana ny tombontsoan' ny mpiasa mahay asa manokana natahorana ho tratry ny fampitsaharana ny asa ara-teknika. [1.369#] 5 Marina aloha fa lava be ny lisitry ny namana tsy maintsy homena toerana, nefa moa ve ireny rafi-panjakana ireny dia natao hampihena ny isan' ny mpanao politika tratran' ny fampiatoana? [4.27#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |