|
|
|
|

Teny iditra1  fampisehoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] présentation, représentation
Ohatra  4  [2.245] Izany hoe: izao ity, satria tahatahaka izao no fampisehoana azy.
5  [2.332] Sambatra Rakotobe nahita izany fampisehoana mahafinaritra izany.
Fototeny  6  seho
Kamban-teny 
Lohateny  8  Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice)

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07