Teny iditra | 1 fampita |
Fototeny | 2 ita |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haitao |
Fanazavàna teny malagasy |
5 fitaovana entina mampita hetsika avy amin'ny milina iray [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 courroie [1.13] |
Ohatra |
7 Nobabena daholo no fampita ireo zana-Bazaha [2.588#] 8 Toy izany koa no fampita olona tsy mahay milomano : Vimbinina amin' ny sandriny na mitana eo an-tsorony. [1.437#] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 fampita, mpitafa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29 |