Teny iditra | 1 fampitahana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.13] comparaison |
Ohatra |
4 Tsy azoko antoka izany fampitahana izany. [1.369#] 5 fampitahana ny sakafo gasy, sinoa ary vietnamiana no naharevo azy. [2.4#] 6 Zahao ny fampitahana nananaran-dRafaravavy Maria an'Andrianimanana [2.298#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |