Teny iditra | 1 fampitanana |
Fototeny | 2 tana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavatra apetraka ho antoka: Tsy manam-bola intsony Rakoto ka ny famantaranandrony no napetrany ho fampitanana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Rel. s. from mampitana (tana).] A pledge, security, hostage. See antoka. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] (dans toute l'île) Nom des philtres d'amour, que les femmes administrent à leurs maris pour qu'ils leur restent fidèles. Ce sont en général des préparations anodines. La plus réputée est la tisane faite avec la racine du riz, Oryza sativa L. (Poaceae). |
Ohatra |
7 Ary hoy izy: Inona no fampitanana homeko anao? [2.996] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |