|
|
|
|

Teny iditra1  fampitoviana
Fototeny  2  tovy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] fandraisana ho mitovy sata
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] assimilation
Ohatra  6  Manampy izany ny fampitoviana torosy [2.366#]
7  famolahana azy, miampy ny fampitoviana ny olona miaina ao amin'ny rafitra vaovao. [2.606#]
8  Dia lasa ny fampitoviana ka raha mifanahin' alika ny olona dia lazaina ho mampahiviivy. [1.316#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11