Teny iditra fampivelarana (velatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Manière de faire épanouir [1.13]
Ohatra Koa izany fampitoviana sy fampivelarana amin'ny any ivelany izany, dia mitarika fomba fisaina mifanohitra amin' ny nentimdrazana izay mitazona ny olona hifototra amin'ny fokony ihany. [2.606]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29