Teny iditra | 1 famporisihana |
Fototeny | 2 risika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] incitement, encouragement |
Ohatra |
5 Zahao, amin'ilay Kabarin-dRamantavary niaro ny mpivavaka, ny fampitahany ny famporisihan'Ilaidama sy ny fitsivalanan'i Tompokovavy. [2.298] 6 Nahafaly tokoa ny teny famporisihana tamin' izay. [2.356] |
Voambolana |
7 Ontam-po |
Tsipelina hafa | 8 fampirisihana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |