|
|
|
|

Teny iditra1  fanaborahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famahana izay mifatotra na mifono Famborahanany entana
Filazana ny zavatra miafina ao am-po: Fanaborahana tsiambaratelo
Fototeny  4  boraka
Tovy hevitra  5  famborahana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11